
Miverina any amin'ny lisitra : Menaka manitra
Cinnamomum camphora
Singa fototra ao anatiny :
Cineol 1,8 (kininina) [50 – 60%]
Sabinene [10 – 18%]
Alpha Terpineol [5 hatramin’ny 11%]
Fonosana azo atao :
Am-bifotsy 25Kg / Barika 250Kg
Fomba ahazoana azy :
Menaka manitra azo amin’ny alalan’ny fampangotrahana ny ravina Ravintsara, Cinnamomum Camphora, Lauracées, hampisarahana ny menaka sy ny rano
| Coopératives | Fanohana, Magneva Antsignanagna |
|---|
Marika :





Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.



