Magneva Antsignanagna

Fikambanan'ny Kaoperativa

MAGNEVA
ANTSIGNANAGNA

Teny baiko:
“ Ovy haniry tsy tam-bato ”
“ Tsy misy na inona na inona manakana antsika tsy hahatratra ny tanjontsika ”

  • Noforonina nanomboka tamin'ny 2016
  • Mpikambana: mpamokatra miisa 278
  • Ampasimadinika Toamasina
  • Vokatra: zavamanitra sy voankazo

Hetsika ara-tsosialy sy tontolo iainana :

  • Mandray anjara amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny mpikambana
  • Mampiroborobo ny fitantanana mangarahara atao amin’ny fananana iombonana
  • Mamolavola hetsika fanamafisana ny fiaraha-monina sy ny tontolo iainana
  • Mametraka fifandraisana ara-drariny amin’ny mpiara-miasa

Vokatra

Scroll to Top