Koperativa PAACO

Koperativa

PAACO

Teny baiko:
“ Tokona mandeha malaky, miaraka mahatonga lavitra ”

  • Noforonina nanomboka tamin'ny 2009
  • Mpikambana: mpamokatra miisa 163
  • Lapan’ny Prefektioran’i Mangarano Toamasina
  • Vokatra: siramamy tsy voaodina, voankazo ary zavamanitra

Hetsika ara-tsosialy sy tontolo iainana :

  • Vidiny ara-drariny
  • Fifandraisana maharitra
  • Famatsiam-bola mialohan’ny hanomanana ny vokatra kasain’ny mpanjifa ho vidiana
  • Tahirim-bola ho an’ny Varotra Ara-drariny sy ny Fampivoarana
  • Fanesorana ny mpanera
  • Fangaraharan’ny fampahalalana
  • Fomba amam-panao manaja ny tontolo iainana
  • Fanomezan-danja ny fahaiza-manao eo an-toerana

Vokatra

Scroll to Top