PEJY FAMPIDIRANA

IZA MOA ISIKA?

Ny tambajotran’ny kaoperativan’ny varotra ara-drariny (RCCE) dia tambajotra ahitana kaoperativa mandray anjara amin’ny varotra ara-drariny any amin’ny faritra Atsinanana sy faritra Analanjirofo, any amin’ny morontsiraka atsinanan’i Madagasikara.

Efa ho Mpikambana 1 700 no mizara ao anatin’ny koperativa dimy amin’izao fotoana izao, izay mandray anjara amin’ny fampivelarana ny vokatra toy ny: zavamanitra, siramamy mbola tsy voaodina, voankazo, menaka manitra ary asa-tanana.

FANAMPIM-PANAZAVANA

  • Voamarina fa Biôlôjika (AB),
  • Tafiditra ao anatin'ny fikambanana voamarika fa manao varotra ara-drariny (Fairtrade Labelling Organizations, FLO)
  • Mariky ny tantsaha mpamokatra (Symbol of Peasant Producers, SPP)

Kaoperativa

MITSINJO

Kaoperativa

FANOHANA

Kaoperativa

PAACO

Kaoperativa

KOVAPAMMINA

Fikambanan'ny Kaoperativa

MAGNEVA ANTSIGNANAGNA

Miditra ao anatin'ny tambajotra

IREO VOKATRA VOKARINTSIKA

Artisanat (3)

Asa tanana (3)

Épices (8)

Essential oils (4)

Fruits (4)

Fruits (4)

Handicraft (3)

Huiles essentielle (4)

Menaka manitra (4)

Siramamy tsy voaodina (1)

Spices (9)

Sucre complet (1)

Voankazo (4)

Whole sugar (1)

Zavamanitra (9)

Scroll to Top