Ireo vokatra vokarintsika
Mpiantsehatra eo amin’ny varotra ara-drariny ny RCCE, amin’ny alàlan’ny fanolorana vokatra voamarika sy voamarina fa biolojika. Ataon’io tambajotra io azo antoka fa tsy misy mpanelanelana eo amin’ny mpamokatra sy ny mpanjifa.
Ity fomba ity dia ahafahantsika misy fiatraikany mivantana amin’ireo mpikambana. Manolotra fonosana mifanaraka amin’ny filan’ny mpanjifa izahay. Mbola mijanona eo izahay hamaly ny fangatahanao.

Artisanat (3)

Asa tanana (3)

Épices (8)

Essential oils (4)

Fruits (4)

Fruits (4)

Handicraft (3)

Huiles essentielle (4)

Menaka manitra (4)

Siramamy tsy voaodina (1)

Spices (9)

Sucre complet (1)

Voankazo (4)

Whole sugar (1)

Zavamanitra (9)

Asa tanana
Fandrariana
Kaoperativa ao anatin’ny dingana fahazoana ny marika maneho ny Varotra ara-dRariny.Azonao jerena ao anatin’ny katalaogy adika avy eto avokoa, ny antsipiriany sy ny hevitra bebe kokoa!
Prix sur demandeDemander ce produit

Asa tanana
Kitapo

Amboradara

Tolotra fanodinana
Fanasokajiana sy fanadiovana
Tombana vidiny arakaraka ny fangatahanaMangataka tombana vidiny

Tolotra fanodinana
Famonoana otrikaretina amin’ny CO2
Tombana vidiny arakaraka ny fangatahanaMangataka tombana vidiny