Kaoperativa FANOHANA

Kaoperativa

FANOHANA

Slogan :
“ Vokatra tsara mahazo vola ”

  • Noforonina nanomboka tamin'ny 2008
  • Mpikambana : mpamokatra miisa 551
  • Itendro Sahavola, 509 Fénérive-Est
  • Vokatra: zavamanitra sy voankazo

Hetsika ara-tsosialy sy tontolo iainana :

  • Mandray anjara amin’ny fanatsarana ny fari-piainan’ny mpikambana
  • Mampiroborobo ny fitantanana mangarahara atao amin’ny fananana iombonana
  • Mamolavola hetsika fanamafisana ny fiaraha-monina sy ny tontolo iainana
  • Mametraka fifandraisana ara-drariny amin’ny mpiara-miasa

Vokatra

Scroll to Top