
Miverina any amin'ny lisitra : Menaka manitra
Melaleuca quinquenervia
Singa fototra ao anatiny :
Cineol 1,8 (kininina) [45 – 65%]
Alpha Pinene [5 – 20%]
Alpha Terpineol [2 hatramin’ny 10%]
Limonene [2 hatramin’ny 12%]
Viridiflorol [2 hatramin’ny 10%]
Fonosana azo atao :
Am-bifotsy 25Kg / Barika 250Kg
Fomba ahazoana azy :
Menaka manitra azo amin’ny alalan’ny fampangotrahana ny ravina Niaouli, Melaleuca Quinquenervia, Myrtaceae, hampisarahana ny menaka sy ny rano
| Coopératives | Fanohana, Magneva Antsignanagna |
|---|
Marika :





Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.



