Jirofo

Miverina any amin'ny lisitra : Menaka manitra

Syzygium aromaticum

Singa fototra ao anatiny :
Eugenol (75 – 87%)
Eugenyl acetate (6 – 15%)
Beta-Caryophyllene (2 hatramin’ny 7%)

Fonosana azo atao :
Am-bifotsy 25Kg / Barika 250Kg

Fomba ahazoana azy :
Menaka manitra azo amin’ny alalan’ny fampangotrahana ny jirofo, hampisarahana ny menaka sy ny rano

CoopérativesFanohana, Magneva Antsignanagna
Marika :

Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.

Mifandraisa aminay

Vokatra mitovy amin'ireo

Scroll to Top