Amboradara

Miverina any amin'ny lisitra : Asa tanana

Nanapa-kevitra ireo mpanao asa tanana ao amin’ny kaoperativa Kovapammina fa ankoatry ny fahaizan’izy ireo manamboatra harona dia hanao hetsika isan-karazany ihany koa izy, tamin’ny taona 1992, ka ny fanamboarana amboradara no nianarany tamin’izany. Mahavita manamboatra kisarisary maro isan-karazany amin’ny alalan’ny tànana na milina izy ireo ankehitriny.

Ireto ambany ireto misy ohatra vitsivitsy momba ny amboradara noforoniny. Aza misalasala milaza izay tianao hovidiana, miaraka amin’izay loko sy kisarisary tianao !

 

CoopérativesKovapamina

Kaoperativa ao anatin’ny dingana fahazoana ny marika maneho ny Varotra ara-dRariny.

Azonao jerena ao anatin’ny katalaogy adika avy eto avokoa, ny antsipiriany sy ny hevitra bebe kokoa!

Fiche technique (PDF)

Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.

Mifandraisa aminay

Vokatra mitovy amin'ireo

Scroll to Top