Koperativa KOVAPAMINA

Koperativa

KOVAPAMMINA

Teny baiko:
“ Asa tanana Malagasy eo amin’ny sehatry ny tontolo an-dranomasina ”

  • Noforonina nanomboka tamin'ny 2002
  • Mpikambana: vehivavy miisa 72
  • Birao: Apostolat de la mer
  • Vokatra: asa-tanana

Hetsika ara-tsosialy sy tontolo iainana :

  • Mampitombo ny isan’ny mpamokatra manao famokarana tsara kalitao
  • Manatsara ny zava-bitan’ny mpikambana sy ny vokatra eny an-tsena.
  • Manao izay ahazoana antoka ny kalitaon’ny vokatra sy ny fankatoavana azy eny an-tsena.
  • Manao izay ahazoana antoka ny fanarahana sy ny fitantanana ny taratasy fankatoavana ny vokatra.

Vokatra

Kaoperativa ao anatin’ny dingana fahazoana ny marika maneho ny Varotra ara-dRariny.

Scroll to Top