Kaoperativa MITSINJO

Kaoperativa

MITSINJO

Teny baiko:
“ Andao hitady vola hitsinjo ny amaraigna ”

  • Noforonina nanomboka tamin'ny 2009
  • Mpikambana: mpamokatra miisa 625
  • Anivorano Toamasina
  • Vokatra: zavamanitra sy voankazo

Hetsika ara-tsosialy sy tontolo iainana :

  • Mampitombo ny isan’ny mpamokatra manao famokarana tsara kalitao
  • Manatsara ny zava-bitan’ny mpikambana sy ny vokatra eny an-tsena
  • Manao izay ahazoana antoka ny kalitaon’ny vokatra sy ny fankatoavana azy eny an-tsena
  • Manao izay ahazoana antoka ny fanarahana sy ny fitantanana ny taratasy fankatoavana ny vokatra

Vokatra

Scroll to Top