
Miverina any amin'ny lisitra : Voankazo
Endriny :
ranom-boankazo / ventiny marihitra / ventiny am-bifotsy
Fonosany :
Barika 200Kg (ranom-boankazo) na vifotsy (ventiny)
Dingana famokarana :
Ranomboankazo & ventiny marihitra: fanangonam-bokatra> fanasokajiana> fanasana> fanasokajiana> famoasana> fanadiovana> « pasteurisation »> fonosana
| Kaoperativa | Fanohana, Magneva Antsignanagna, Mitsinjo, PAACO |
|---|
Karazana sy habetsahana azo atao
| Vokatra | Antsipiriany | Famonosana | Habetsahana azo atao | Vanim-potoana azo atao |
|---|---|---|---|---|
| Letisia | Pulpe | barika 200 kg | toni 100 | Novambra - Desambra |
Marika :





Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.



