Curcuma

Miverina any amin'ny lisitra : Menaka manitra

Curcuma longa

Singa fototra ao anatiny :
Ar-tumerone: 10 – 40%.
Beta- tumerone: 15 – 30%Alpha-tumerone: 10 – 20%.
Alpha-phellandrene: 5 – 14%.
Zingibirene : 2 – 4%

Fonosana azo atao :
Am-bifotsy 25Kg / Barika 250Kg

Fomba ahazoana azy :
Menaka manitra azo amin’ny alalan’ny fampangotrahana ny tahobe, hampisarahana ny menaka sy ny rano

CoopérativesFanohana, Magneva Antsignanagna
Marika :

Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.

Mifandraisa aminay

Vokatra mitovy amin'ireo

Scroll to Top