Siramamy tsy voaodina

Miverina any amin'ny lisitra : Siramamy tsy voaodina

Endriny :
Vovoka

Karazany :
Vita eto an-toerana: B49, S17 ary vita Maorisiana

Fonosany :
Kitapo polypropylene 25 Kg fonosina ao anaty kitapo voatenona (Gony)

Dingana famokarana :
fanangonam-bokatra> fanapotserana (ahazoana ranom-pary)> fanivanana> fanadiovana> fanaovana azy ho matoy> ritina ny rano amin’ny alalan’ny fandrahoana azy

Antsoina hoe « SIRAMAMY TSY VOAODINA » izy io satria tsy nandalo fanodinana simika na nodiovina, ary mitazona ny sira mineraly rehetra ao anatin’ny fary: vy, « fluorine », sokay, maneziôma, vitamina ary asidra amine, izay mahatonga azy io ho sakafo manan-tsiro tsy manam-paharoa.

CoopérativesPAACO
Marika :

Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.

Mifandraisa aminay
Scroll to Top