Lavanila

Miverina any amin'ny lisitra : Zavamanitra

Endriny :
lavanila efa voakarakara, tangozany mbola tsy vaky

Lanjany :
eo ho eo amin’ny 3 hatramin’ny 3.5 grama

Halavany :
14 sm (farafahakeliny)

Vanilline ao anatin’ny :
1.6 hatramin’ny 2.4%

Fonosany :
Baoritra 25Kg (miaraka amin’ny taratasy vita amin’ny « paraffine »)
(Mifanaraka amin’ny fenitra Eropeana: 2006/142 / EC sy 2000/13 / EC)

Dingana famokarana :
fanangonam-bokatra> fanasokajiana> fampandalovana azy anaty rano mangotraka> fanidiana azy ao anaty toerana iray misy hafanana tsy miovaova> fanamainana> fanasokajiana> famonosana> fandanjana

CoopérativesFanohana, Magneva Antsignanagna
Marika :

Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.

Mifandraisa aminay

Vokatra mitovy amin'ireo

Scroll to Top