Purée / ranom-boankazo mananasy

Miverina any amin'ny lisitra : Voankazo

Endriny :
ranony / ranony marihitra / am-bifotsy

Fonosany :
Barika 200Kg (ranom-boankazo) na am-bifotsy (voatetika)

Dingana famokarana :
Ranomboankazo & ventiny marihitra: fanangonam-bokatra> fanasokajiana> fanasana> fanasokajiana> famoasana> fanadiovana> « pasteurisation »> famonosana

KaoperativaFanohana, Magneva Antsignanagna

Karazana sy habetsahana azo atao

VokatraAntsipirianyFamonosanaHabetsahana azo ataoVanim-potoana azo atao
MananasyPurée / ranom-boankazobarika 200 kgtoni 250Desambra - Janoary - Febroary
Marika :

Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.

Mifandraisa aminay

Vokatra mitovy amin'ireo

Scroll to Top