
Miverina any amin'ny lisitra : Voankazo
Endriny :
ranony / ranony marihitra / am-bifotsy
Fonosany :
Barika 200Kg (ranom-boankazo) na am-bifotsy (voatetika)
Dingana famokarana :
Ranomboankazo & ventiny marihitra: fanangonam-bokatra> fanasokajiana> fanasana> fanasokajiana> famoasana> fanadiovana> « pasteurisation »> famonosana
| Kaoperativa | Fanohana, Magneva Antsignanagna |
|---|
Karazana sy habetsahana azo atao
| Vokatra | Antsipiriany | Famonosana | Habetsahana azo atao | Vanim-potoana azo atao |
|---|---|---|---|---|
| Mananasy | Singa | Ao anaty fitoeran-javatra 250 g | toni 70 | Desambra - Janoary - Febroary |
Marika :





Aza misalasala mangataka ny lisitry ny vidiny sy ny antsipiriany ara-teknika momba ireo vokatra ireo.



